Teny iditra | sampon > sampo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Vezo] Contretemps, extraordinaire, difformité, handicap, monstre naturel, nouveauté - > biby, hanja, jimobe, kokolampy, kombo [1.68] | |
Teny iditra | sampon > sampo- | |
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe sampona | |
Teny iditra | sampon > sampona | |||||||||
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra sendra miseho na tonga ka misakana tsy hanatanteraka izay efa nokasaina hatao; sakana: Ho tonga aho raha tsy misy sampona Voasakana, voatana: Sampona ny diany ~ Sampon' ny fahafatesan-dreniny izy ka tsy tonga [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A hindrance Hindered [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Empêchement Empêché [1.8] | |||||||||
Ohatra | Nanomanomana ny hiakaran-dRazaimalala any Imerina Ramatoa Ramavo, nefa sampona ny dia, fa nararirary Ingahy Rainialijaona.
[2.324] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny sampona io | |||||||||

Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra na olona manana toetra tsy araka ny hita andavanandro fa hafahafa: Trondro sampona [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Malformed offspring [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Enfant mal formé, monstre [1.8] | |||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||
Fivaditsoratra | sampano, sampona |