Teny iditra (1/2) | 1 sandoka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavatra na olona tsy izy nefa lazaina ho tena izy, hosoka; soloky hamitahana: Sonia sandoka Famitahana olona amin' ny fampisehoana zavatra na olona tsy izy, nefa lazaina ho tena izy: Nihambo ho zanadRampanana izy ka sandoka ihany no nahazoany ny trano lova etsy avara-bohitra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a fraud |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] fraude |
Voambolana |
6 Lalàna |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 sandoka |
Sokajin-teny | 13 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
14 [1.7] fraudulent, false |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.8] frauduleux, faux |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 17 asandok, sandako, sandoka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |