Teny iditra | 1 sandrana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
(sandraña) zavatra nafadin'ireo razana fahagola ka mbola fadin'ny taranaka ankehitriny aty aoriana indray 4 [1.1] [Tambahoaka] Teny enti-milaza fady tsy azo atao mihitsy mihitsy fa raha mandika azy hiharan' ny fahafatesana irahin' ny razana amin' ny tena 5 [1.1] Zavatra na hanina nanafaran'ny Razana tsy ho azo atao na hohanina |
Voambolana |
6 Fivavahana, finoana |
Tovy hevitra | 7 sandra |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny sandrana io |
Fivaditsoratra | 9 andrasan, nandrasa, nasandra, sandrana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |