Teny iditra sangan-tampona (sanga, tampona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilay volo navela ho lava noho ny namany ao an-tampon-doha [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31