Teny iditra | 1 sangina |
Fototeny | 2 sangy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Anaovana kivazivazy, lalaovina: Nosangin' Ikoto ny zandriny dia nitomany Hetraketrahina, sorisorenina: Sangin' Isambilo foana ny zanako ka tsy nety nianatra intsony Kasikasihina ho mari-pisakaizana tafahoatra: Henoko fa sangin' ialahy i Soa zanako; atsaharo izany! |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 asangin, asingan, isangan, nasangy, nasinga, nisanga, sangany, sangina, singana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |