Teny iditra | sangisangy zary tenany | |
Singan-teny | sangisangy ; zary ; tena | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsilalao na kivazivazy mila hivadika ho tena zavatra [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Jeu qui cesse d'en être un, critiq [...] [tohiny 1.5] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/16 |