|
|
|
|

Teny iditra1  sangisangy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsilalao na kivazivazy atao amin' ny teny na amin' ny fihetsika ho mariky ny fisarihana amin' ny olona mifankazatra amin' ny tena
Kihaihay, kiniania
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] play, sport
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] jeu, plaisanterie; sport
6  [1.5] badinage, plaisanterie, amusement
Fototeny  7  sangy
Tovy hevitra  8  hadrohadro, hanihany, sangy, vazivazy
Kamban-teny 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny sangisangy io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11