Teny iditra | 1 sao-drazana |
Singan-teny | 2 saotra, razana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ny omby vonoina ka zaraina amin' ny olona amin' ny famadihana -- atao koa hoe sao-drazana ny vola omen' ny olona ny mpamadika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25 |