|
|
|
|

Teny iditra1  saozanina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Farary, kely hery sy osa
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] weak, feeble, recovering from an illness
5  [1.7] sickly, in poor health
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] maladif, chétif
Ohatra  7  [2.470] toa saozanina nefa matanjaka tsara ihany.
8  [1.381#] Ny Alakamisy dia olona farary, saozanina, taizan' aretina.
Voambolana  9  Fahasalamana
Sampanteny 
10  Anarana :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  12  nasazinao, saozanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21