|
|
|
|

Teny iditra1  saozanina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
3  Anarana :
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  5  [1.1] Farary, kely hery sy osa
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] weak, feeble, recovering from an illness
7  [1.7] sickly, in poor health
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.8] maladif, chétif
Ohatra  9  [2.470] toa saozanina nefa matanjaka tsara ihany.
10  [1.381#] Ny Alakamisy dia olona farary, saozanina, taizan' aretina.
Voambolana  11  Fahasalamana

Fivaditsoratra  12  nasazinao, saozanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10