|
|
|
|

Teny iditra1  sarandrana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Lamba lavalava ataon' ny lehilahy manodidina ny feny sy ny valahany
4  [1.78] [Bezanozano] salaka
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] longue toile que les hommes passent entre les jambes et autour des reins. Comme salaka.
Ohatra  6  Ary lobaka mitsindry sarandrana no mendrika ho fanaony amy ny filaharana; [2.59]
Voambolana  7  Toe-karena: zaitra
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Mpamaritra :
Tovy hevitra  11  sadika, salaka

Fivaditsoratra  12  asarandran, nasarandra, sarandrana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31