| Teny iditra | 1 saranga |
| Fototeny | 2 ranga |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Halava, halavana, tsanganana
5 Fahamendrehana, haja: Tsy hitovy saranga na oviana na oviana amin' ny Filoham-pirenena ny mpiasa an-tranony [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 rank
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 rang (au niveau social)
[1.8] |
| Fikambanana | 8 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 9 rasanga, saranga |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|