|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sarasara
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Teny nentina niarahaba ny mpanjaka fahiny, ka natokana ho azy irery ihany: Sarasara tsy ambaka, tompoko e! -- Sarasara! (enga anie ka tsy ho azon' ny aretina ambakaina ianao, tompoko, -- Enga anie!)
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
Lohateny  5  Zaikabe -- Sarasara tsy ambaka : Rakitry ny Zaikabe merina, 1997-1999 (Ratefy)

Teny iditra (2/2)6  Sarasara
Sokajin-teny  7  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  8  [2.996] Sherezer
Fanazavàna teny frantsay  9  [2.996] Sareéçer
Voambolana  10  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  11  Toko sy andininy momba Sarasara

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21