|
|
|
|

Teny iditra1  sarim-bavy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Lehilahy manao fihetsika amam-piteny toy ny vehivavy; lehilahy manao ny fombafomban' ny vehivavy, na eo amin' ny fitafiana amam-pihetsika na eo amin' ny fiteny amam-panao
Singan-teny  4  sary, vavy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07