Teny iditra sarin-dahy
Singan-teny sary ; -dahy (lahy)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Vehivavy manao ny fombafomban' ny lehilahy, na eo amin' ny fitafiana amam-pihetsika na eo amin' ny fiteny amam-panao [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/04