Teny iditra | 1 sarin-dahy |
Singan-teny | 2 sary, lahy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] vehivavy manao ny fombafomban' ny lehilahy, na eo amin' ny fitafiana amam-pihetsika na eo amin' ny fiteny amam-panao |
Fivaditsoratra | 5 andrisiha, hasidrain, sarin-dahy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |