Teny iditra | 1 saro-diasana |
Singan-teny | 2 sarotra, diasana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] manahirana ny mandimby azy satria nahay ny asany loatra izy ka sao tsy mahatoraka azy izay misolo azy |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] Qu'on remplace difficilement ; se dit de quelqu'un de très habile qu’il est difficile d'égaler et de remplacer |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |