Teny iditra saro-drano (sarotra, rano)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy tanimbary avo toerana ka tsy tratran' ny rano raha tsy efa faramparany
¶ tanana lavi-pantsakana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay Se dit surtout des rizières placées au-dessus du niveau de l’irrigation artificielle [Abinal 1888]
  [Betsileo, Merina] (de sarotra : difficile ; et rano : eau). Rizières difficiles à irriguer ; dont le niveau est trop élevé par rapport à la source d'eau qui les alimente. Terme d'hydraulique. [Boiteau 1997]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/12/08