Teny iditra saro-javatra (sarotra, zavatra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy toerana tsy misy izay ilaina loatra, olona tia tena mihidihidy amin' izay ananany [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay Où les choses sont chères, coûtent cher
¶ Égoïste, peu charitable, qui ne partage pas
¶ Qu'on ne peut habiter à cause des mauvais esprits, surtout des Vazimba [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31