Teny iditra saro-kenatra (sarotra, henatra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy Olona menatra vetivety, mora tsy mahajery olona raha vao misy zavatra mikasika azy, mora menatra, mivoara-mena vetivety raha vao misy resaka na teny momba azy [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy Very bashful [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay Timide, qui se déconcerte, rougit facilement [Abinal 1888]
 Très timide par honte [Hallanger 1974]
 (sarokenatra) timide [SLP 1986]
Teny mitovy hevitra menamenatra
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31