Teny iditra | 1 saro-kibokibo |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] mora mihomehy na mitsamboatra raha voakasika na voatohina ny ao ambany heliny |
Singan-teny | 4 sarotra, kibokibo |
Tovy hevitra | 5 saro-kitikitika |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |