|
|
|
|

Teny iditra1  saro-kibokibo
Singan-teny  2  sarotra, kibokibo
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] mora mihomehy na mitsamboatra raha voakasika na voatohina ny ao ambany heliny
Tovy hevitra  5  saro-kitikitika

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10