Teny iditra | 1 saro-noana |
Singan-teny | 2 sarotra, noana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] mora reraka, tsy mahari-noana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] Qui ne résiste pas à la faim, qui ressent vite la faim et se laisse abattre facilement |
Fivaditsoratra | 6 anosorana, nasaronao, nosaranao, saronanao, saro-noana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |