Teny iditra | 1 sarotra alina |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] enti-milaza ireo aretina sasany, izay amin' ny alina vao tena mihamafy, nefa ny antoandro tsy dia maninona loatra |
Voambolana |
4 Fahasalamana |
Singan-teny | 5 sarotra, alina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |