|
|
|
|

Teny iditra1  sarotra entina
Singan-teny  2  sarotra, entina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza ireo olona sarotiny amin' ny fikarakarana atao aminy, fa manome tsiny foana izy amin' izay atao aminy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16