|
|
|
|

Teny iditra1  sarotsarotra
Fototeny  2  sarotra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] (duplicatif fréquentatif)
Ohatra  5  na hanao tsotsotra, na hanao sarotsarotra. [2.588#]
6  sarotsarotra ihany ka tsy takatry ny mahihitra. [2.857#]
7  sarotsarotra kokoa ny lala-midina tao andrefana noho ny fiakarana tao atsinanana. [2.643#]
Sampanteny 
8  Anarana :

Fivaditsoratra  9  sarotsarotra, soratsoratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21