Teny iditra | sasanangy samy hafa | |
Singan-teny | sasanangy ; samy ; hafa | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza karazan-javatra roa tsy mitovy ka tsy ampitahaina [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Sasanangy d'une autre espèce; chose différente qu'on ne peut accepter à la place d'une autre: Raha mangataka, dia homeko; fa raha hiady, sasanangy samihafa izany (Si l'on me demande, je donnerai; mais si l'on veut plaider, faire valoir des droits, c'est une autre question) [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |