|
|
|
|

Teny iditra1  sasanangy samy hafa
Singan-teny  2  sasanangy, samy, hafa
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza karazan-javatra roa tsy mitovy ka tsy ampitahaina
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] sasanangy d'une autre espèce; chose différente qu'on ne peut accepter à la place d'une autre: Raha mangataka, dia homeko; fa raha hiady, sasanangy samihafa izany (Si l'on me demande, je donnerai; mais si l'on veut plaider, faire valoir des droits, c'est une autre question)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07