|
|
|
|

Teny iditra1  sasantsasany
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Ohatra  3  [2.472] Nahita an' I Dada nanao ny sasantsasany amin' ireo ory tany ka mba nirotsaka.
4  [2.324] Rehefa niposaka ny masoandro, dia nisava ny zavona tao ambony, ka tsinjony ny tampon'ny vohitra sasantsasany

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07