|
|
|
|

Teny iditra1  sasany
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3] certains, les uns, les autres, une partie
Ohatra  4  [1.353] Ny sasany toy ny rantsan-tànana.
5  [2.472] hoy ny sasany nanao teny mandeha.
Fototeny  6  sasaka
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  9  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  10  asasin, asisan, isasan, nasasy, nasisa, nisasa, sanasy, sasany, sasina, siansa, sinasa, sisana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21