|
|
|
|

Teny iditra1  sasapahadimy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] halavan-drefy mitovy amin' ny refy roa sy sasany (ny fahadimy dia dimy refy, ka ny antsasak' io roa sy sasany)
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] la moitié de cinq brasses
Voambolana  5  Toerana
Singan-teny  6  sasaka, fahadimy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07