| Teny iditra | 1 sasin-teny |
| Singan-teny | 2 sasy, 3 teny |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 teny mialoha, ala saron-teny
[1.1] 6 [sasinteny] teny mialoha fanolorana boky iray [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 an introduction, as to a speech or a book
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 préambule, exorde, préface
[1.3] 9 avant-propos d'un discours ou d'un livre [1.8] 10 [sasinteny] préface [1.13] |
| Mpanahaka | 11 ala saron-teny, 12 famahavahan-dresaka, 13 sava lalana, 14 sava ranonando, 15 tari-dresaka, 16 teny mialoha, 17 tsetsatsetsa tsy aritra, 18 vaky saron-teny |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|