|
|
|
|

Teny iditra 1  sasin-teny
Singan-teny  2 sasy, 3 teny
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 teny mialoha, ala saron-teny [1.1]
6 [sasinteny] teny mialoha fanolorana boky iray [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7 an introduction, as to a speech or a book [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 préambule, exorde, préface [1.3]
9 avant-propos d'un discours ou d'un livre [1.8]
10 [sasinteny] préface [1.13]
Mpanahaka  11  ala saron-teny, 12  famahavahan-dresaka, 13  sava lalana, 14  sava ranonando, 15  tari-dresaka, 16  teny mialoha, 17  tsetsatsetsa tsy aritra, 18  vaky saron-teny

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22