Teny iditra | 1 sasin-teny |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] teny mialoha, ala saron-teny 4 [1.13] [sasinteny] teny mialoha fanolorana boky iray |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] an introduction, as to a speech or a book |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] préambule, exorde, préface 7 [1.8] avant-propos d'un discours ou d'un livre 8 [1.13] [sasinteny] préface |
Singan-teny | 9 sasy, teny |
Mpanahaka | 10 teny mialoha, tari-dresaka, vaky saron-teny, sava lalana, sava ranonando, tsetsatsetsa tsy aritra, famahavahan-dresaka, ala saron-teny |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |