Teny iditra | 1 satrohana |
Fototeny | 2 satroka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Asiana na ampanaovina satroka: Satrohy ny zaza fa migaingaina ny andro |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be dressed with a hat, to be crowned |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] à qui (quoi) on met un chapeau; être couronné |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 antsohara, hanatsora, hasatrona, hosantara, hosatrana, orantsaha, rotsahana, satrohana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |