Teny iditra satroka jobo
Singan-teny satroka ; jobo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Satroka vita amin' ny bosoa, avo trafo ary jobo saika manarona ny maso sy ny hatoka ny sofiny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24