Teny iditra | 1 savana |
Fototeny | 2 sava |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tadiavina, karohina: Nosavana eran' ny tanàna ny mpangalatra ka hita Jerena, tsirihina, zahana fatratra: Nosavan' ny mpampianatra ny sandrifin' ny ankizy rehetra fa nisy vola roanjato very tao am-pianarana Atao tsy misy manentsina na manelingelina: Savao tsara ny lalana handehanan' ny manampahefana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be cleared; to be closely inspected |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on examine de près, qu'on éclaircit |
Ohatra |
7 Tsy maintsy savana anefa ireny eo ampidirana sao mitahiry fiadiana: [2.472] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 asavan, nasava, savana, vasaña |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |