Teny iditra | savihina (savika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tolomina mba hidaraboka; (omby) raisina amin' ny tandrony na ny vozony dia adaraboka:
Nosavihin' Ibemena ilay omby kely ka nidaraboka Sarangotina, amikirana: Raha tsy nisy haro nosavihiko teo amoron-tevana dia nikodia tany aho Alaina tsy an-drariny: Nosavihinao ny fananan' i dadatoa [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu’on saisit fortement avec les bras, à quoi on s’accroche Figuré: ( droits ) qu’on s’arroge, qu’on attaque en se basant sur des droits qu’on n’a pas, qu’on prend injustement [1.3] | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny savihina io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |