Teny iditra | 1 savihina |
Fototeny | 2 savika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Tolomina mba hidaraboka; (omby) raisina amin' ny tandrony na ny vozony dia adaraboka: Nosavihin' Ibemena ilay omby kely ka nidaraboka 5 Sarangotina, amikirana: Raha tsy nisy haro nosavihiko teo amoron-tevana dia nikodia tany aho 6 Alaina tsy an-drariny: Nosavihinao ny fananan' i dadatoa [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 Qu’on saisit fortement avec les bras, à quoi on s’accroche 8 Figuré: ( droits ) qu’on s’arroge, qu’on attaque en se basant sur des droits qu’on n’a pas, qu’on prend injustement [1.3#591] |
Ohatra |
9 nosavihiny ny fananako rehetra (Il m’a pris injustement tous mes biens) [1.3#591] 10 nosavihiny aho, nefa afaka nandositra (Il me saisit fortemont avec les bras, mais j’ai pu m’échapper) [1.3#591] 11 savihin'ny tsaramaso ilay katsaka (Ce maïs est entortillé, enveloppé par les haricots) [1.196] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |