Teny iditra | 1 savily |
Fototeny | 2 vily |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Vy ahazoan' ny varavarana na ny saron-javatra, toy ny vata, misokatra sy mikatona 5 Vy miady 6 Fikivilivilian-javatra mivezimbezina 7 Famelezana ankolaka [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
8 a hinge; the act of swinging on a hinge [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 charnière, gond; action de se balancer comme sur une charnière [1.8] |
Ohatra |
10 Ary ny malemy dia atao fangady sy fantsika sy savily ... [2.48] 11 Namakona sy nanambatra azy Idada ary nametraka ny savily sy ny hidiny. [2.332#] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 18 savily, vilasy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |