Teny iditra savohy (savoka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana savohana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra Savohy tsara ny ngorodontsika, ry be lohako ity [1.1]

Teny iditra savohy
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Asio [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31