|
|
|
|

Teny iditra1  savonimbary
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazan' ahitra izay mandroadroatra tahaka ny savony rehefa kosikosehina ao anaty rano
Voambolana  4  Haizavamaniry: ahitra
Singan-teny  5  savony, vary

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07