Teny iditra savony
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra vita amin' ny jabora sy laro, atao anaty lasitra sy tenehina, ka ampiasaina ho fanadiovana sy fanasana lamba [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy soap [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay savon [Hallanger 1974, SLP 1986]
Ny fihaviany Frantsay: savon.
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2012/09/20