Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : savony#mg.n
|
|
|
Ohabolana 1 | Androngolahy manetsa : mandro matetika vao mavo lamosina. [2.558 #237]
Androngolahy manetsa : mandro matetika vao mavo lamosina ; tongo-dririnina : hosoran-tsavony vao mihavasoka. [2.415 #701, 2.653 #227]
|
Dikanteny frantsay | Lézard à l' époque du repiquage du riz : il prend des bains fréquents et il a le dos sale ; les pieds en hiver, on les enduit de savon et ils sont ternes. [2.415 #701]
|
Fanazavana frantsay | Se disait des officiers concussionnaires. [2.415 #701]
|
|
|
Ohabolana 2 | Manasa lamba tsy amin-tsavony : disaka miala. [1.147 #M26]
|
|
|
Ohabolana 3 | Miditra an-tsipiriany sahala amin' ny didin-tsavony. [2.558 #151]
|
|
|
|
Ohabolana : savony