Teny iditra sazy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Sahaza, tandrify, tiana: Sazinao ve ity satroka ity hovidiko ho anao? [1.1]

Teny iditra sazy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampangirifiriana ny vatana, atao amin' ny olona iray nanao hadisoana mba hamaizana azy; famaizana; vola ampandoavin' ny fitsarana olona iray voaheloka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A fine, punishment [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Amende, punition [1.196, 1.8]
 Sanction, punition, peine [1.13]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra sazy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] Nom d'un arbre de 10 à 12 m à tronc souvent sinueux. Bois tendre, léger, blanc. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08