Teny iditra | 1 sehotra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Maika te hanao zavatra, liana: Sehotra erỳ ny anao hanala fanadinana kanefa tsy niomana firy akory |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 6 liaka, litika, liana, seriny, saliadiaka, salitika, sedika |
Fivaditsoratra | 7 haesotr, hasetro, herotsa, sehotra, setroha, tresaho |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |