Teny iditra (1/2) | 1 selatra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fitsoriahan-javatra haingana, toy ny baolina, vorona...; fisehoan-javatra mihelatra vetivety, toy ny hazavana. |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 selatra |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [2.415] Les pièces de cinq francs d' Amérique, à cause des dessins qui y sont gravés |
Voambolana |
12 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
Fivaditsoratra | 13 aselatr, saletra, selatra, tselara |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |