Teny iditra | aselatra (selatra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ampandalovina mise-sana: Aselaro eo ambony labozia ny tananao alohan' ny hanoranao ahy sao mangatsiaka loatra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | à faire passer rapidement [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |