|
|
|
|

Teny iditra1  seriny
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Liana fatratra, tia aoka izany; maimay sy dodona handeha na hanao zavatra; revo dia revo: Seriny erỳ izy nioty voninkazo hiarahabany an-drainy tonga fety
Tovy hevitra  4  seriseriny

Fivaditsoratra  5  resiny, seriny

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21