|
|
|
|

Teny iditra1  sesi-kazo
Singan-teny  2  sesika, hazo
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] hazo atao hitanana ny sisiny amin' ny rafitra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07